|
|
|
|

Teny iditra1  hofaka
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Rambon' ondry; rambon' orana, izany hoe ilay miforitra amin' ny orana; kibon' ny valala; rambon' ny valala
4 rambon' akanjo mitaritarika aoriana. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 the tail of a sheep [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6 la queue des moutons, des écrevisses, l'abdomen des sauterelles
7 les ajustements qui se trouvent sur la partie postérieure des robes [1.3]
Sampanteny 
Anarana :
Kamban-teny rehetra  9 mivadi-kofaka
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  11 hafoka, 12 Hakofà, hofaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09