|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  hoho
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Karazandrazana tandroka maniry eo amin' ny loha rantsana: Hohon-tsaka
4 Rangotra: Safosafo tonga hoho (Rabearivelo) [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 a claw; a finger or toe nail [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 griffe, ongle [1.8]
Sampanteny 
Matoantenin' ny iharana :
Voambolana  8  Haiaina
Kamban-teny rehetra  9  Fikambanana 14 amin' io teny io
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny io
Lahatsoratra  11 Randzavola: hoho ao amin' ny Baiboly

Teny iditra (2/2)12  hoho
Sokajin-teny  13  anarana
Fanazavàna teny malagasy  14 tranombitsika ambony hazo [Tanosy] [1.78]
15 Karazam-bitsika vaventy izay manao trano tany amin' ny hazo, mahery mihazakazaka, misy poizina mampanaintaina raha voakaikiny [Sakalava] [1.1]
Voambolana  16  Haibiby: tsy manan-kazon-damosina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17