|
|
|
|

Teny iditra1  hohofana
Fototeny  2 hohoka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Saronana: Tokony hohofana harona ny akoho mikotrika
5 Orohana: Nohofan-dreniny ela tao ilay zanany nieren' ny loza [1.1]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12