|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 homboana |
| Fototeny | 2 hombo |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Araikitra amin' ny hombo, tsimatra: Homboy ny hidin-trano
5 Fantsihana: Nohomboana tamin' ny hazofijaliana i Jesoa-Kristy 6 Asiana, alentika: Nohomboana tamin' ny teniny Ikotofatsora [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7 to be nailed to something
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 qu'on attache avec des clous
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | homboana, 13 manoboha |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|