|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 homokomoka |
| Fototeny | 2 homoka |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fitsakoana na fihinanana zavatra afinafenina ka tsy sokafana mihitsy ny vava amin' izany.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 Action de triturer, de mâcher, d’agiter, de garder quelque chose dans la bouche sans ouvrir les lèvres
[1.3#265] |
| Sampanteny |
|
| Tovy hevitra | 18 homoka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19 |
|