|
|
|
|

Teny iditra1  hondratra
Sokajin-teny  2  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Taitra mientana noho ny tahotra
4 Fientanana; hovitrovitra ateraky ny tahotra; firongatra na forofo-bay madinika toy ny nendra, bonibony, hatina [1.1]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  12 handrotra, hondratra, 13 trandraho

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02