Entry | honina | ||
Part of speech | noun | ||
Explanations in Malagasy | Fahasahirankiranana amin' izay atao, amin' ny fiomanana an' izay hatao, amin' ny famonjena zavatra maro indray atao, amin' ny fanamboamboarana zavatra ao anaty lamba tsy tiana ho hitan' ny olona [1.1] | ||
Derivatives |
| ||
Synonyms | honinkonina | ||
Compound words |
| ||
Entry | honina (onina) | ||
Part of speech | future of active verb monina | ||
Anagrams | hanino, honina |
Updated on 2020/07/31 |