|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 honjihonjy |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Irery, tsy misy afa-tsy... (enti-milaza olona tokana na vitsy izay marihina fa mandeha irery); tsy misy olonkafa miaraka aminy: Honjihonjiko izaho irery nody tamin' iny takariva iny ~ Honjihonjinay telo mianaka nihazo iny lalana mianavaratra iny
[1.1] |
| Tsipelina hafa | 4 honjohonjo |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|