|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 honkona |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Masom-by lehibe, izany hoe vy fisapisaka mihorona boribory itsofohan' ny zaran' ny angady na antsy, mba hahamafy ny fifandraisany.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4 virole
[1.3#266] |
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 13 Fitaovam-piasana |
| Teny iditra (2/3) | 14 honkona |
| Sokajin-teny | 15 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
16 Sorghum caffrorum (Thunb.) P.Beauv. (Poaceae).
17 Le Sorgho ou mil des Caffres. Graine utilisée pour l'alimentation. [Sakalava] [1.196] |
| Voambolana | 18 Haizavamaniry |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Teny iditra (3/3) | 20 honkona |
| Sokajin-teny | 21 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
22 Ravenala madagascariensis Sonn. (Strelitziaceae).
23 Voir aussi fontsy, ravinala, etc. [Betsimisaraka Avaratra] [1.196] |
| Voambolana | 24 Haizavamaniry |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|