|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  hontsana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Fanetsiketsehana ny rano atao ao anaty tavoara na ao am-bava mba hanadiovana ny tavoara na ny aty vava
4 Ny loto avy amin' izany fanetsiketsehana izany: Hontsam-bilia
5 Fanetsiketsehana ny ao anaty zavatra na ny eo ivelany amin' ny fitopatopana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 ballotement, secousse, agitation de l'eau quand on lave les barriques, les bouteilles, quand on se rince la bouche; agitation du ventre quand on court ou qu'on danse [1.3]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Kamban-teny rehetra  19 hontsam-bilia

Teny iditra (2/2)20  hontsana
Fototeny  21 hontsa
Sokajin-teny  22  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny frantsay  23 à quoi on inspire un vif sentiment [1.3]
Haiendriteny 
24  Ny ankehitriny :
25  Ny lasa :
26  Ny hoavy :
27  Filaza mandidy :
Tovy hevitra  28 hontsaina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09