|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  hontsy
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Entina manambara fandavana: Handeha hanaraka azy ve ianao? -- Hontsy [1.1]

Teny iditra (2/2)4  hontsy
Sokajin-teny  5  anarana
Fanazavàna teny frantsay  6 (c'est le nom resté le plus proche du mot batak untsi, désignant aussi le bananier).
7 L'un des noms, sur la côte Sud-Est, du bananier cultivé : Musa sapientum L. ou Musa paradisiaca L. (Musaceae).
8 Comparer aussi à fontsy, ontsy. [Betsimisaraka] [1.196]
9 banane [Sakalava-Mayotte] [1.405]
Voambolana  10  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17