|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  horahina
Fototeny  2 horaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Enti-milaza ny tanimbary asaina feno rano, mandrevo [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 (rizières) qu'on travaille encore boueuses [1.3]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)10  horahina
Fototeny  11 horaka
Sokajin-teny  12  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  13 Deraina, horehina: Nohorahina ny mpandresy
14 Akoraina: Nohorahin' ny ankizy ilay zazalahy saika hangalatra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  15 to be shouted at [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  16 qu'on applaudit, qu'on hue [1.3, 1.8]
Haiendriteny 
17  Ny ankehitriny :
18  Ny lasa :
19  Ny hoavy :
20  Filaza mandidy :
Tovy hevitra  21 horakorahina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17