|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  horohoro
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Hovotrovotra: Nampianjera ny fanaka tao an-trano ilay horohoron-tany halina
4 Tebiteby, tahotra mamely mafy, fahatairana izaitsizy: Tsy hita holazaina ny horohoron' ny vahoaka nandre fa nanatona ny fahavalo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 a trembling, a shudder [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 tremblement, frémissement [1.8]
Ohatra  7  Aizina indray izao tontolo izao, dia aizina feno horohoro. [2.5#]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Kamban-teny rehetra  15  Fikambanana 2 amin' io teny io

Teny iditra (2/2)16  horohoro
Sokajin-teny  17  anarana
Fanazavàna teny malagasy  18 Karazan' ahitra [1.1]
19 karazan-jozoro madinika [Sihanaka] [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  20 Comme horo. Ce nom s'applique surtout à la plante présentant des jeunes pousses que les boeufs parviennent encore à brouter. [Bara] [1.196]
Voambolana  21  Haizavamaniry

Fivaditsoratra  horohoro, 22 rohoroho

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09