|
|
|
|
Teny iditra
1
horokoroka
Sokajin-teny
2
mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy
3
Enti-milaza ny zaza vao teraka na ny zana-borona vao foy miala amin' ny akorany, ka samy malemilemy sy bodaboda
[
1.1
]
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12