|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 hosina |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Fifotetahana amin' ny fotaka, na vovoka, na loko, na loto; fandraisana adidy amin' ny raharaha iray ara-pianakaviana ka manao tsy miroa fo mihitsy [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4 barbouillage; action de se rouler dans la poussière, de se vautrer dans la boue [1.3#270] |
| Sampanteny |
|
| Mpanahaka | 18 tavona |
| Teny iditra (2/3) | 19 hosina |
| Sokajin-teny | 20 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
21 Haba varahina na volafotsy; fonjan-javatra boribory na boribory lavalava [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
22 bracelet en cuivre ou en argent grosseur, volume round ou cylindrique caillot [1.3#270] |
| Sampanteny |
|
| Teny iditra (3/3) | 24 hosiña |
| Sokajin-teny | 25 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
26 (de hosina (merina) : pelote). Tresse ou pelote de rafia préparée pour la vente. On dit, par contre en Imerina : koborin-drofia [Betsileo]
[1.196] |
| Fivaditsoratra | 27 hasino, 28 hosañy, 29 hosiña, hosina, 30 Sihona |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03 |
|