|
|
|
|

Teny iditra1  hoso-doko
Singan-teny  2 hosotra, 3 loko
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny frantsay  5 peinture, tableau [1.5]
Ohatra  6  Ny sary hosodoko mandravaka ny rindrina no manaitra voalohany indrindra raha vao miditra ao anatiny ianao. [2.470#]
7  Nakimpiko ny masoko nivetso an'eritreritra ka namisavisa irery ity sari-Nanahary tsy ho vita hosodoko eny an-tanan'ny mpahay raha tany koa ny tany! [2.313#]
Kamban-teny rehetra  8 mpanao hoso-doko

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09