|
|
|
|

Teny iditra1  hoso-dratsy
Singan-teny  2 hosotra, 3 ratsy
Sokajin-teny  4  kambanteny
Ohatra  5  Mafy loatra izay hoso-dratsy nataony ahy izay (Il m'a abominablement calomnié) [1.3]
6  Hita amin' izany boky izany ny hoso-dratsy nataon' ny Grika tamin' ny fivavahana jiosy [1.38]

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29