|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/5) | 1 hoto |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Fandroahana biby sasantsasany, toy ny alika, ny akoho amam-borona.
[1.1] |
| Sampanteny |
|
| Teny iditra (2/5) | 10 hoto |
| Sokajin-teny | 11 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
12 Potipotika, rotidrotika: Nataon' ny saka hoto ny akanjokelin-janako
13 Rovidrovitra, voarotika: Hoto ny tarehin' ilay kely fa tsy niantran' ilay lehibe mihitsy, hono [1.1] |
| Sampanteny |
|
| Tovy hevitra | 15 hotohoto |
| Teny iditra (3/5) | 16 hoto |
| Sokajin-teny | 17 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
18 Vorovoro-drongony, izay atao koa hoe renibendrongony ary ampiasaina indrindra ho fanentsenana loaka na vaky: Manentsin-tsambo amin' ny hoto
[1.1] |
| Teny iditra (4/5) | 19 hoto |
| Sokajin-teny | 20 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
21 fahasimbana
22 fanasaratsarahana ho singa miavaka [1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
23 décomposition
[1.13] |
| Kamban-teny rehetra | 24 Fikambanana 5 amin' io teny io |
| Teny iditra (5/5) | 25 hoto |
| Sokajin-teny | 26 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
27 au sens propre : rebut des fibres après le dévidage, bourre
[Merina, Betsileo]
28 Nom appliqué aussi à l'étoupe, à la bourre des armes à feu. [1.196] |
| Fivaditsoratra | hoto, 29 Toho, toho |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27 |
|