|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  hotro
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Karama. [1.1]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Kamban-teny rehetra  9  Fikambanana 2 amin' io teny io

Teny iditra (2/2)10  hotro
Sokajin-teny  11  anarana
Fanazavàna teny malagasy  12 kitro (omby, ets.) [Tambahoaka, Tanosy] [1.78]
13 voditongotra, kitro [Taisaka, Bara] [1.78]
14 kitro, tongotr'omby [Betsimisaraka] [1.78]
15 vodin-tongotra [Tanala] [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  16 sabot du boeuf, du cheval, talon. § kotro. [Tankarana] [1.19]
Voambolana  17  Haibiby: (amin' ny ankapobeny) 18  Haiaina
Tovy hevitra  19 ôtro
Kamban-teny rehetra  20 behotro

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09