|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1 ia
Sokajin-teny  2 tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3 eny [Bezanozano] [1.78]
4 Eny [Tsimihety] [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 yes; "provincial" but also used in Imerina [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 oui; "provincial" mais s'emploie aussi en Imerina [1.8]
7 oui [Tankarana] [1.19]

Teny iditra (2/3)8 ia
Sokajin-teny  9 mpisolo anarana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  10 iza? [Taisaka, Bara, Tanosy] [1.78]
11 iza?: Ia ty nalake y satrokoy ? [Tandroy] [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  12 qui est-ce ? qui ? [Tankarana] [1.19]
Tsipelina hafa  13hia
Tovy hevitra  14iza, zovy
Tsanganana sy sary iray takila  15 Ny mpisolo rehetra

Teny iditra (3/3)16 ia
Sokajin-teny  17 mpampitohy [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  18 na [Bara] [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12