|
|
|
|

Teny iditra1  iankohofy
Fototeny  2 hohoka
Sokajin-teny  3  filaza mandidin' ny matoantenin' ny famenony iankohofana [Fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3#262]
Ohatra  4  Fa Iaveh Andriamanitrareo izay nitondra anareo niakatra avy any amin' ny tany Ejipta, tamim-pahefana lehibe sy tamin-tsandry nahinjitra, izy no atahory, eo anatrehany no iankohofy, ary izy no anatero sorona. [2.996#12.17.36]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12