Entry | 1 ianteherana |
Part of speech | 2 relative verb |
Root | 3 antehitra |
Morphology |
|
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
9 [1.1] Itokiana, iankinana, antenaina mba hanohana, ho vonjy sy tohana: Ny fanjakana no ianteheran' ny vahoaka |
Examples |
10 [1.3] Ny mpanan-karena no ianteheran' ny mahantra (Les pauvres s'appuient, comptent sur les riches) 11 [1.3] Hianao no ianteherako (Je me confie à vous, je compte sur vous) |
Proverbs | 12 Proverbs containing the word ianteherana |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |