|
|
|
|

Teny iditra1  iantsoana
Fototeny  2 antso
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny anglisy  [1.2]
Ohatra  4  Tsena kosa no iantsoana ny toerana anaovana varotra. [2.117]
5  Mialoha izay, dia anarana iombonana ihany no iantsoana azy. [2.606]
6  nataony hoe : Raha misy raharaham-panjakana iantsoana anareo; [2.59]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :
Tsipelina hafa  11 iantsovana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12