|
|
|
|

Teny iditra1  idirana
Fototeny  2 iditra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny anglisy  [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]
Ohatra  4  Nasiana vala vato manodidina ny fasany, mba tsy ho azon'ny omby idirana. [2.588#]
5  Ny fihinana sy fisotroana dite ataon'ny olona izay idirana an-trano. [2.59#]
6  Azon' ny vahiny idirana ny lapako - nitsikitsiky izy - fa indrindra ianao. [2.270#]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  11  Fikambanana 6 amin' io teny io
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny io
Sary 

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09