|
|
|
|

Teny iditra1  ihinano
Fototeny  2 hinana
Sokajin-teny  3  filaza mandidin' ny matoantenin' ny famenony ihinanana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]
Ohatra  4  Efitra fanindronanay olona eto, hoy izy mantsy ahy, ka ihinano ny fanafodinao ary miandrasa eto mandra-piasany sy mandra-pahazoanao aina. [2.4]
5  Toy ny mofo orja no ihinano azy [2.996]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12