|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 ihodivirana |
| Fototeny | 2 hodivitra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny fameno |
| Fanazavàna teny frantsay |
[1.3#258] |
| Ohatra |
4 Ento koa i Manjakatsiroa fa ho avy ity ny tsy azo ihodivirana ka hanalan' Andriamanitra ahy.
[2.528#]
5 Mananontanona tsy azo ihodivirana ny loza, ary mikopakopaka eny amin' ny habakabaka ny elatra maintin' ny Fahafatesana. [2.471#] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 10 tsy azo ihodivirana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|