|
|
|
|

Teny iditra1  ihohofana
Fototeny  2 hohoka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3#262]
Ohatra  4  Aza ihohofana, anaka, fa mbola misy aina mitepo, ka aoka hahazo rivotra [2.324#]
5  Tsy mahateny tsy mahavolana I Saonina sy Terezy kely mitazana ny nofon-drainy ihohofana sy itomanian' olo-maro [2.470#]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12