|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 Ikala |
| Sokajin-teny | 2 anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Teny entina milaza zazavavy ka: 1) tononina mialoha ny anarany: Tsy hita ny nalehan' Ikala Soa, nefa tadiavin-dreniny izy; 2) atao eo alohana mpamaritra anarana mamingavinga ka entina maneso na manompa: Ikala adala, Ikala tsy mahita ny viliany iny!
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 a girl, a wench, a woman. It is also used for the female of animals, especially of fowls.
[1.2] 5 a common name for women and girls, usually 6 disrespectful, often used to form expressions of abuse [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 nom propre de femme; familier, souvent péjoratif; sert à former des sobriquets péjoratifs
[1.8] |
| Ohatra |
8 ikala Soa zandriko nanambady zanak' olona mpiavy.
[2.445#]
9 nefa tsy hitan-dRafara sy ikala izay nidirany tao. [2.69#] |
| Voambolana | 10 Teny fanajana |
| Kamban-teny rehetra | 11 Fikambanana 8 amin' io teny io |
| Fivaditsoratra | 12 alika, Ikala, 13 ilaka, 14 kalay, Kalay, 15 laika, 16 liaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27 |
|