|
|
|
|

Teny iditra1  ilañilañy
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  [ilangilangy] 3 Hazo ambolena any amin' ny faritra avaratra andrefana, fa indrindra any Nosibe, mety mahatratra 15-20 m; ny voniny anaovana ranomanitra izay manana fofona manokana mandrafana izaitsizy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [ylang-ylang] 4 ylang-ylang; arbre originaire des Philippines et des Moluques, appelé aussi Canang ou Cananga
5 (Cananga odorata ou Unona odorata, de la famille des annonacées), et cultivé
6 en Birmanie, à la Réunion et aux Philippines. Il fournit une essence très suave,
7 utilisée en parfumerie. [1.97]
[ilagnilagny] 8 (malgachisation de Ylang-ylang). Cananga odorata (Lam.) Hook. f. & Thomson. (Annonaceae). Arbre dont les fleurs fournissent par distillation l'essence de Cananga, l'essence d'ylang-ylang, très employées en parfumerie. [Tankarana] [1.196]
Voambolana  9  Haizavamaniry 10  Taozava-baventy
Tsipelina hafa  11 ilagnilagny, ylang-ylang, ilangilangy
Anarana ara-tsiansa 
Sary 

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17