|
|
|
|

Teny iditra1  ilay tsy vanona
Singan-teny  2 ilay, 3 tsy, 4 vanona
Sokajin-teny  5  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6 enti-manondro olona fetsifetsy, fangoloka tokony hohalavirina, hatao fady ny miaraka aminy [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11