|
|
|
|

Teny iditra1  ilazao
Fototeny  2 laza
Sokajin-teny  3  filaza mandidin' ny matoantenin' ny famenony ilazana [Fitanisana]
Ohatra  4  ilazao daholo ny havanareo, hoy ny lohampoko. [2.606#]
5  ilazao izy fa tsy maintsy ho tonga rahampitso (Dites-lui qu'il faut qu'il vienne demain) [1.3]

Fivaditsoratra  6 alazoy, ilazao

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/03