|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 imasoana |
| Fototeny | 2 maso |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny fameno |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Ikezahana, ilofosana, ilozohana, ikelezana aina:
5 Ny fianarana imasoina fa efa akaiky ny fanadinana [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 Ny asany hiany no imasoany (Il ne s'applique qu'à son travail)
[1.3#436] |
| Ohatra |
7 Vakiteny sy soratra ary manisa no tena nimasoana
[2.117#105]
8 Nitombo fahasalamana tokoa Rasoa ka dia ny fanatanjaha-tsaina amin' ny fanatrehana adidy sisa no imasoana. [2.470#] 9 Fanalana andro no iheveran' ny maro ny fambolen' anana nefa raha imasoana sy atao anton-draharaha, dia lahasa miantoka ny fameloman-tena. [2.332#] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|