|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 imbetsaka |
| Fototeny | 2 betsaka |
| Sokajin-teny | 3 tambinteny [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Enti-milaza ny habetsahan' ny nitranganjavatra na nanaovan-javatra: Imbetsaka aho no nahita azy nitondra iny kitapo iny
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 many times
[1.2, 1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 beaucoup de fois, bien des fois
[1.8] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|