|
|
|
|

Teny iditra1  indaosina
Fototeny  2 indao
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 mitondra [Tanala] [1.78]
5 Entina an-kery, faohina: Nindaosin' ny rano ny tetezana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 to be carried, to be taken. [1.2]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :
Tsipelina hafa  11 indaozina
Tovy hevitra  12 indaojina

Fivaditsoratra  13 anindaosy, indaosina, 14 Sidoniana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17