|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  inday
Sokajin-teny  2  tenim-piontanana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3 Sady manondro no toa mangataka an' ilay zavatra tondroina toy ny milaza hoe "omeo":
4 Inday atỳ [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 a word used by the receiver when anything is presented to him, equivalent to saying, Give it me, Where is it? [1.2]

Teny iditra (2/2)6  inday
Sokajin-teny  7  anarana
Fanazavàna teny malagasy  [1.78]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Anarana :
Tsipelina hafa  10 enday

Fivaditsoratra  11 adiny, 12 diany, 13 idina, inday, 14 India

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17