|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 indrafo |
| Singan-teny | 2 findra, 3 fo |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 Hamorana hamela hadisoana, famindram-po (indraindray koa atao hoe findrafo): Olona tsy manana indrafo io lehilahy io
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 compassion
[1.2, 1.7] 7 mercy, tenderness, loving kindness, clemency [1.2] 8 pity [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9 miséricorde
[1.3, 1.8] 10 (corruption de findrafo) compassion, pitié, clémence, facilité à pardonner [1.3] 11 pitié [1.8] |
| Voambolana | 12 Ontam-po |
| Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 14 fandrio, 15 fidrano, indrafo |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|