|
|
|
|

Teny iditra1  indray mahamasa-bary
Singan-teny  2 indray, 3 mahamasaka, 4 vary
Sokajin-teny  5  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6 halavam-potoana mitovy amin' ny fotoana ahamasahan' ny vary andrahoina (eo amin' ny antsasak' adiny eo) [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 in about half an hour ; lit. as long as one cooking of rice. [1.2]
8 the time it takes to cook rice (something over 30 minutes) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9 le temps qu'il faut pour faire cuire du riz [1.8]
10 le temps nécessaire à la cuisson du riz. Environ une demi-heure. [2.415]
Voambolana  11  Fotoana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12