Entry | 1 indray mipy maso |
Elementary words | 2 indray, 3 mipy, 4 maso |
Part of speech | 5 locution |
Explanations in Malagasy |
6 indray miserana kely; ao anatin' ny fotoana fohy dia fohy; fotoana kely mihelina, vetivety [1.1] |
Explanations in French |
7 en un clin d'oeil [2.415#6643] |
Examples |
8 Tapak' andro maninjitra aho miharitra hain' andro sy oram-baratra mba hanarato ho an' ilay lahiantitra, nefa indray mipy maso monja kosa no hanarianao izay nisasarako!
[2.5]
|
Vocabulary | 9 Time |
Anagrams | 10 indray mipi-maso, 11 indray mipy maso |
Updated on 2025/10/11 |
![]() |