|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 indray mitono valala |
| Singan-teny | 2 indray, 3 mitono, 4 valala |
| Sokajin-teny | 5 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
6 halavam-potoana mitovy amin' ny fotoana ahamasahan' ny valala atono amin' ny afo (eo amin' ny roa minitra eo)
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7 in a moment ; lit. as long as the frying of a locust.
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 Distance qu' on parcourt pendant le temps de faire griller des sauterelles. Environ cinq minutes.
[2.415#6644] |
| Voambolana | 9 Fotoana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|