|
|
|
|

Teny iditra1  inefapolo
Fototeny  2 efapolo
Sokajin-teny  3  tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  4 forty times [3.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 quarante fois [3.1]
Ohatra  6  Tokony ho roa hoatra an'i Toamasina sy Antananarivo no halaviny, fa ny azy tsara ny ialana ary inefapolo izahay no nanova soavaly, ary ny soavaly indray mitondra kalesy, dimy. [2.366]
Voambolana  7  Matematika: rafitrisa

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12