|
|
|
|

Teny iditra1  inenina
Fototeny  2 enina
Sokajin-teny  3  tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  4 Enti-milaza fiverenan-javatra indimy miampy indray mandeha [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 six times [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6 six fois [1.3]
Ohatra  7  Efa inenina izy mianaka no niala maina. [1.281]
8  Ny Katsaka efa hita fa mamoaka inenina amby telopolo hoatra ny lanjan' ny tenany amy ny telo volana sy tapany. [1.357]
Haiendriteny 
9  Tsotra :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Tambinteny :
Voambolana  12  Matematika: rafitrisa
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02