|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  inoana
Fototeny  2 ino
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Ekena tanteraka: Inoako ny fahaizan' ny olo-mahay ankehitriny
5 Ekena ho marina, ekena fa misy: Tsy azo inoana izany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 to be believed [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 qu'on croit [1.3, 1.8, 1.5]
8 qu'on accepte sans réserve, qu'on reconnait [1.3]
Ohatra  9  inoako ny fahaizany (je reconnais sa science) [1.3]
10  tsy azo inoana izany (on ne peut pas croire cela, c’est incroyable) [1.3]
11  Sarotra inoana izany. [2.117]
12  Tsy hitako be ihany zay hataoko teo anoloan' ny tsy azo inoana. [2.471]
Haiendriteny 
13  Ny ankehitriny :
14  Ny lasa :
15  Ny hoavy :
16  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)17  inoana
Fototeny  18 ino
Sokajin-teny  19  matoantenin' ny fameno
Haiendriteny 
20  Ny ankehitriny :
21  Ny lasa :
22  Ny hoavy :
23  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  24 Ainona, 25 ananio, 26 aninao, 27 anoina, 28 Ianona, inoana, 29 ny anao

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17