|
|
|
|

Teny iditra1  intelo
Fototeny  2 telo
Sokajin-teny  3  tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  4 Miverina indroa miampy indray mandeha [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 three times [1.2]
6 three times (and so with other numerals) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 trois fois [1.3]
8 trois fois (même formation pour les autres numéros [1.8]
Ohatra  9  intelo izy no nitsangana hiditra ho ao amin-dRazaimalala [2.324]
10  Tsy nihinana intelo intsony izahay, fa indroa isan'andro [2.472]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Tambinteny :
Kamban-teny rehetra  13  Fikambanana 2 amin' io teny io
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09