Entry | 1 intsotry |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 Miaraka amin' ny "tsy" mandrakariva (tsy...intsony) enti-milaza zavatra tsy hitohy na hisy famerenana, fa vita tapitra hatreo: Nivoadivoady Rakoto fa tsy hiteny imasom-bahoaka intsony [1.1] |
Synonyms | 4 intsony |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |