|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  intỳ
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Enti-milaza zavatra eny an-tanana ka tondroina amin' olona itenenana: Intỳ ny satrokao
4 Enti-milaza zavatra na olona aseho eo no ho eo amin' olona itenenana: Intỳ misy hira kely atolotro ho an' i Neny [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 here I am, here he is, etc [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 me voici, le voici, etc [1.8]

Teny iditra (2/2)7  inty
Sokajin-teny  8  anarana
Fanazavàna teny malagasy  9 loto, pentina [Bara] [1.78]
Sampanteny 
Anarana :
Mpamaritra :

Fivaditsoratra  inty, intỳ, 12 tiñy

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27