|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 iraimbilanja |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Anaram-bola izay ampahadimin' ny ariary na ilavoamena folo ny sandany: Iraimbilanja telo no sikajy dimy
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 one franc
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 un franc
[1.8] |
| Voambolana | 6 Toe-karena: ara-bola ary fitantanana |
| Ohabolana | 7 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|