|
|
|
|

Teny iditra1  iraizotongotra
Singan-teny  2 iray, 3 zotra, 4 tongotra
Sokajin-teny  5  anarana
Fanazavàna teny malagasy  6 Karazana goba izay ny fotony mety ho telolafy na efadafy na dimilafy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  7 prisme [1.13]
Voambolana  8  Matematika: rafitsary

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11