|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 iraka |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Olona alefa amin' ny toerana iray mba hitondra teny na haka zavatra na olona, na handamin-draharaha: Iraka mahatoky no nampitondrainy hafatra
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 a messenger
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 messager, envoyé
[1.8] |
| Sampanteny |
|
| Ohabolana | 16 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 17 araky, 18 arika, iraka, 19 karia, 20 raika, 21 rakia, 22 riaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|