|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 ireroa |
| Fototeny | 2 iroa |
| Sokajin-teny | 3 mpisolo anarana [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Enti-manondro zavatra na olona maro, ka ny halaviran-toerana tondroiny dia mitovy amin' ny an' ny fototeny niaviany "iroa": Hitanao ireroa hazo anankiroa amoron-drano ireroa
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 those far away (in sight) plur. of iroa
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 ceux-là, bien loin (visibles), plur. de iroa
[1.8] |
| Ohatra |
7 Ry mpiandry gisa ireroa!
[2.69]
8 ireroa mpitondra sarety roa lahy miato amoron-dalana ireroa sisa tsy namono ny afony. [1.281] |
| Sampanteny |
|
| Tsanganana sy sary iray takila |
10 Ny mpisolo rehetra |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|