|
|
|
|

Teny iditra1  iri-mahory ohatra ny zaza maditra
Singan-teny  2 irina, 3 mahory, 4 ohatra, 5 zaza, 6 maditra
Sokajin-teny  7  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  8 enti-milaza zavatra notadiavina mafy ho azo, nefa nony azo nampitonda fahoriana [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12